|
|
|
|

Teny iditra1  malotoloto
Fototeny  2 lotoloto
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fitokoavana  4 fanagasiana
5 fehy
6 fisotisoty
7 ikakilaysyifaralahy
8 maintyngerona
9 mavo
10 misotisoty [2.332#]
Ohatra  11  Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332#]
12  Izay hoe mba havelany hiakanjo na hitafy malotoloto na dia ao an-trano aza! [2.324#]
13  Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356#]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13