Entrée malama vava (lama, vava)
Partie du discours locution
Explications en malgache loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany [Rajemisa 1985]
Synonymes fihara-bava
Exemples Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa. [Razafiarivony: Harivolana, page 143]

Mis à jour le 2020/07/31