|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 malamakely |
| Singan-teny | 2 malama, 3 kely |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza karazana vola farantsa fahizay, dia ilay nisy ny sarin' i Napoléon I
[1.1] 6 ny vola Malamakely dia vola frantsay ihany koa tamin' ny andron' i Napoléon: manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama [2.436] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the name of a special kind of five franc piece
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Les piastres frappées à l'effigie de Napoléon 1
[1.3] 9 qui est lisse. Les pièces de cinq francs à l'effigie de Napoléon I et de la première République française, parce quelles étaient minces et usées et que l'écriture en était effacée [2.415] |
| Voambolana | 10 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Teny iditra (2/3) | 11 malamakely |
| Singan-teny | 12 malama, 13 kely |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 nom d'une cotonnade
[1.3] |
| Voambolana | 16 Toe-karena: zaitra |
| Teny iditra (3/3) | 17 malama kely |
| Singan-teny | 18 malama, 19 kely |
| Sokajin-teny | 20 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 zazalahy tsy misy volombava, tsy mbola vaky somotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 imberbe
[1.3] |
| Fivaditsoratra | malama kely, malamakely |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|