Entrée | 1 malaina (laina) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Kamo, tsy mety [1.78] 4 Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana [1.1] 5 Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra [1.1] |
Explications en anglais |
6 Lazy, idle, sluggish; unwilling [1.2] 7 Lazy, indifferent, unwilling; having no appetite [1.7] |
Explications en français |
8 Qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux [1.3] 9 Paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit [1.8] |
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot malaina |
Anagrammes | 14 alamina, lamaina, malaina, mianala |
Mis à jour le 2023/05/24 |