|
|
|
|

Teny iditra1  maka hevitra
Singan-teny  2 maka, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao dinidinika amin' olona hahitana izay tokony hatao, manontany (olona) momba izay tokony hatao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 To seek information, or advice; to consider. [1.2]

Fivaditsoratra  7 mahavetrika, maka hevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12