|
|
|
|

Teny iditra1 main' ny afo natsangana
Singan-teny  2may, 3afo, 4atsangana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [main' ny afo natsangany] 6enti-milaza ny olona ivalian' ny ratsy nataony; voan' ny nataony ihany. [1.1]
Mpanahaka  7 mandroramitsilany, 8 mpivarodranotratrorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12