Entrée maimbo ra (imbo, ra)
Partie du discours expression
Définition malgache ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [Rajemisa 1985]

2011/10/14