Entrée mahoraka (horaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Re ombieny ombieny, resahin' ny olona izaitsizy, maresaka: Izany trondro ny tapany, olona ny tapany, izany indray izao no mahoraka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be noisy, to cry out; to be the talk of the town [Hallanger 1973]
Définition française qui fait du bruit, dont on parle ; en vogue [Abinal 1888]
 faire du bruit, criailler [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2015/09/30