|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahery vintana
Singan-teny  2 mahery, 3 vintana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo [1.1]

Teny iditra (2/2)6  mahery vintaña
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 mazan-doha, adaladala, mahery setra [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  mahery vintaña, mahery vintana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21