Entrée mahay manavia manavanana (hay, havia, havanana)
Partie du discours expression
Définition malgache sady mahay miasa amin' ny tanan-kavia no mahay miasa amin' ny tanankavanana; kinga amin' ny hevitra sy ny fanaovan-javatra rehetra, na inona izany na inona [Rajemisa 1985]

2012/05/07