|
|
|
|

Teny iditra1  mahasodòka
Fototeny  2 sodoka
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho voafitaka: Nahasodoka ny sofin' ny mpitsangantsangana teny Ambondrombe ny feo maron' ny riana sy ny vorona nifanako [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12