Entrée mahantra (antra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany
Mitovy hevitra: fadiranovana ~ faraidiny ~ malahelo ~ mikaforoforo ~ mikokokoko ~ miporipory [1.1]
Explications en anglais Poor, afflicted [1.2, 1.7]
 Wretched, miserable. [1.2]
Explications en français Pauvre, affligé [1.8]
Dérivés 
Titres Zaobavy mahantra
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20