Entrée mahamety (mety (ety))
Partie du discours verbe actif
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to make suitable, to make fit
Explications en français  [Hallanger 1974] rendre convenable : rendre juste
Morphologie 
mahamety
nahamety
hahamety
Exemples 
1 [Rabemolaly: Fary] Tsy hitako izay tsy mahamety izany!
2 [Ravelomanana: Lalana] Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy mahamety izany?
3 [Randriamiadanarivo: Sikajy] Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay mahamety.
Citations 

Mis à jour le 2022/09/05