|
|
|
|

Teny iditra1  mahalavorary
Fototeny  2 lavorary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 same as mandavorary [1.2]
5 to accomplish, to carry out, to make perfect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 accomplir, mener à bonne fin; perfectionner [1.8]
Ohatra  7  Raha misy olona mahalavorary ka mila valiny amin' ny fanjakana, dia izy irery no misondro-boninahitra [2.857#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17