|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahadala |
| Fototeny | 2adala |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka izany no nandraran' Andrianampoinimerina azy ireo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qui rend fou, imbécile.
[1.3] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|