Entrée madilo ny sofina (dilo, sofina)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] efa marenina ny sofiko (noho ny fandrenesana ilay zavatra lazaina imbetsaka loatra)
Exemples 
1 [Rajemisa 1985] Madilo ny sofina amin' ny resaky ny olona momba ny fitondrantenanao
2 [Abinal 1888] Madilo ny sofiko (J'en suis assourdi)

Mis à jour le 2022/04/17