|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  madilo
Fototeny  2 dilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to repent, to beg pardon [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  madilo
Fototeny  10 dilo
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 marikivy [Bezanozano] [1.78]
13 Mahatsiaro mangintsingitsina any amin' ny sofina sy ny nify any noho ny feon-javatra midilotra; mahasosotra amin' ny nify na amin' ny sofina: Madilo fa aza akasika amin' ny vilia ny antsy
14 Dombo (satria raha vy dombo no akapa amin' ny vy hafa dia madilo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 being set on edge [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 agacé [1.3]
Ohatra  17  antsy be tsara ofana, adidy tsy mba madilo [2.298]
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)19  madilo
Fototeny  20 dilo
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 hazo lehibe sady be ravina misandrahaka, fahita amin'ny tapany
23 atsimo sy andrefana, manome ny voa atao hoe voamadilo. [1.1]
24 kily, ... atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty,
25 ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [1.10]
26 tamarinier. Cet arbre originaire d'Afrique peut atteindre vingt-cinq
27 mètres de haut. Ses fruits laxatifs servent à la préparation
28 de confitures et de boissons. Les lémuriens se régalent
29 de ses gousses (voamadilo).
30 Arbre sacré, c'est un des lieux de communication avec le surnaturel. [2.430]
Fanazavàna teny anglisy  31 the tamarind tree [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32 tamarinier, tamarin. Tamarindus indica (Latin). Voyez dilo. [1.3]
33 tamarinier (Tamarindus indica) (synonym voamadilo) [1.5]
34 (de dilo : agacement des dents sous l'influence d'un acide, comparer au Malais : ngilu, au Javanais : linu, qui ont le même sens.
35 Le nom est une allusion à l'acidité des fruits). Tamarindus indica L. (Fabaceae).
36 Les fruits très riches en acide ascorbique (Vitamine C) ont été transportés très anciennement par les navigateurs à bord de leurs pirogues.
37 Si bien qu'il est très difficile de connaître l'origine exacte de cet arbre commun dans tous les pays que baigne l'Océan Indien.
38 Pierre Belon, natif du Mans, qui visita l'Orient au 16e siècle pour découvrir « l'intelligence des choses concernant la matière des médicaments et des plantes », signale l'emploi, commun en Égypte à cette époque, d'une pâte très acide préparée avec ces fruits et qui faisait couramment partie de la cargaison des navires
39 (Voir « Le Voyage en Égypte de Pierre Belon, 1547 », Institut Français d'Archéologie Orientale, Le Caire, 1970). Il donne comme nom français : « Tamarinde » ou « Thamarinde ». [Sakalava, Tankarana] [1.196]
Voambolana  40  Haizavamaniry
Tovy hevitra  41 kily, lamoty, madiro, voamadilo, voamatony
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Fivaditsoratra  43 lamody, 44 lomady, madilo, 45 midola, 46 Moladì

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20