Entrée (1/2) | 1 lovana (lova) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io [1.1] |
Explications en anglais |
4 to be inherited [1.7] |
Explications en français |
5 qu'on hérite; dont on hérite [1.8] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 lovana |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay) [1.1] |
Anagrammes | 13 lovana, valona, volana |
Mis à jour le 2023/01/20 |