Entrée lohatraoka (loha, traoka)
Partie du discours nom
Définition malgache Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka [Rajemisa 1985]
 faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe [SLP 1986]
Définition française larynx [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31