|
|
|
|

Teny iditra1  lohamalemy
Singan-teny  2 loha, 3 malemy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [1.1]
6 faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 fontanelle [1.13]
Ohatra  8  Ny lohamalemy dia ilay faritra malemy eo an-tampon-dohan'ny zaza vao teraka. [2.424#]
Voambolana  9  Haiaina
Tovy hevitra  10 hevo

Fivaditsoratra  lohamalemy, 11 malemiloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12