|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 lobaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Akanjo anatin-dehilahy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a shirt.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 chemise.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Ary misy koa sarin' ny fitafiana isan-karazany : kiraro, lobaka.
[2.332]
7 Tiako haterina koa ny akanjon-dRasamy, ka nitady pataloha sy lobaka hovidina aho. [2.4] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 10 lobaka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 paraky.
[Bara, Tanosy]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 (sens général : grand, ample du malais lebeh, sanscrit : lobha et plus spécialement le vêtement en forme de grande chemise que les hommes portent par-dessus le pantalon). Nom des feuilles de tabac larges et minces, retenues pour faire la « cape » des cigares. Par extension (en Imerina) les variétés de tabac à larges feuilles (type Maryland)..
[1.196] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry |
| Teny iditra (3/3) | 15 lobaka |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 (déformation de tabaka : le tabac). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Mais plutôt les variétés corsées à feuilles étroites et épaisses, plus appréciées des Malgaches puisqu'elles servent à préparer les tabacs à mâcher..
[Taisaka]
[1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 19 bokala, 20 bôlaka, 21 Kabola, 22 kalabo, 23 lobaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|