|
|
|
|

Teny iditra 1  lietna
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a lieutenant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 lieutenant [1.8]
Ohatra  6  Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy. [2.356#]
Voambolana  7  Miaramila
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lietna

Fivaditsoratra  9 antely, lietnà, 10 telina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19