|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  leta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [1.1]
Tovy hevitra  4 lenta
Kamban-teny rehetra  5 letamaso

Teny iditra (2/2)6  leta
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, mikonesanesa [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  10 letaleta

Fivaditsoratra  leta, 11 tale, 12 tela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09