|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lenta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [1.1]
Tovy hevitra  4 leta
Kamban-teny rehetra  5 mitovy lenta

Teny iditra (2/3)6  lenta
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 niveau [1.13]
Tovy hevitra  10 levina
Kamban-teny rehetra  11 miralenta

Teny iditra (3/3)12  lentà
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 vonoina tapahin-doha, maty tapa-doha [Masikoro] [2.606#152]

Fivaditsoratra  lenta, lentà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21