|
|
|
|

Teny iditra 1  lesona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Boky, fianarana mamaky
4 Zavatra ianaran' ny mpianatra: Ny tantaran' ny foko sakalava no lesonay androany ~ Mianatra lesona ~ Tsy mahay lesona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a lesson [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 leçon [1.8]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lesona

Fivaditsoratra  lesona, 8 solañe

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04