|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lesoka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  11  [1.1#540] Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy
Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely
Explications en anglais  12  [1.7] sunken in the middle; flat-nosed
Explications en français  13  [1.8] enfoncé au milieu; camus; creux
Exemples  14  [1.368#] Misy ny lesoka mila arenina.
15  [2.445#] Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto.
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot lesoka

Entrée (2/2)17  lesoka
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.1#540] Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy.

Anagrammes  20  lesoka, saloke

Mis à jour le 2025/08/10