|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lemo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famonjafonjana na fitsapatsapana zavatra malemilemy [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  5 lemolemo

Teny iditra (2/2)6  lemo
Fototeny  7 lena
Sokajin-teny  8  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lemana [Fitanisana]
Ohatra  9  lemo ny valopy hiditiany tsara [1.1]
10  lemo ny lohany raha mafana loatra izy [1.1]

Fivaditsoratra  lemo, 11 melo, 12 mole

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19