Entrée lehilava (lehy, lava)
Partie du discours nom
Explications en malgache fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy. Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia [Ravelojaona 1937 page L262]
Explications en français manière de jouer au fanorona [Abinal 1888 page 397]
Vocabulaire 
Antonymes 

Entrée Lehilava (lehy, lava)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Exemples Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo Lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na Lehilava, zato iray. [Rasamuel: Zanakantitra, page 16]

Mis à jour le 2020/07/31