Entrée lava-piringa
Mots élémentaires lava- (lavaka) ; firinga
Partie du discours locution
Explications en malgache Lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1]
Explications en français Cabinet d'aisances [1.13]
Exemples Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424]
Synonymes gabone ~ kivohy

Mis à jour le 2023/11/20