|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 firinga
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fivalanana, tay, diky.
4Garaba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a dunghill, a heap of rubbish. Foringa is used in the provinces. Used often in personal names, as Rafiringa, Rainifiringa.. [1.2]
6garbage. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7rebut, ordures. [1.8]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)10 firinga
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12kisolosolo. [Taimoro] [1.78]
13kisolasola amin'ny havoana. [Taisaka] [1.78]
14tsy marin-toerana, mitongilana. [Bara] [1.78]
15fidinana (lalana); kisolosolo: Osy miteraka am-piringa ka tsy iengana ny raha fanao (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy avela ny zava-panao). [Tanala] [1.78]
16tany misolampy. [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  17pente d'un chemin, d'une colline. [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (3/3)18 firinga
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20lelo. [Bezanozano] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02