|
|
|
|

Teny iditra1  lava-piringa
Singan-teny  2 lavaka, 3 firinga
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 cabinet d'aisances [1.13]
Ohatra  7  Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424#]
Tovy hevitra  8 gabone, kivohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12