Entrée | 1 latsaka babay, tonga babay |
Mots élémentaires | 2 latsaka, tonga, babay |
Partie du discours | 3 locution |
Vocabulaire |
4 Jeu |
Explications en malgache |
5 Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10] |
Explications en français |
6 Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [1.3] |
Autres orthographes | 7 latsaka |
Mis à jour le 2023/09/21 |