|
|
|
|

Teny iditra1  latsaina
Fototeny  2 latsa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Esoina ka akoraina amin' ny fahoriana mahazo azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be upbraided, to be reproached [1.2]
6 to be reproached, to be insulted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on insulte [1.3#389, 1.8]
8 qu'on injurie [1.3#389]
Ohatra  9  ary raha misavily ambony bao, tsy latsaina? [2.69#210]
10  Aza latsaina ny momba, fa tsy ny olombelona no tompo mpandahatra. [2.296#98]
11  Fa niala tany aminay ndeha hitady izahay, ka raha sendra ny tsy mety: aza latsaina, fa rehefa voa hono tsy hary hendry ihany. [2.245#54]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  latsaina, 17 latsiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02