|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lasitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa
4 Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a shoemaker's last
[1.2] 6 a mold, a last, a form for fashioning something [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 moule, forme, gabarit
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 lasitra |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21 lasitra iray |
| Fivaditsoratra | lasitra, 22 salatry, 23 silatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|