Entrée lasary
Partie du discours nom
Explications en malgache Tongolo voatetika aharo voatabiha ary asiana sakay raha tiana [1.1]
Explications en anglais Onions and tomatoes cut up small and mixed with chillies as a relish [1.2]
 An appetizer made of onions and tomatoes, sometimes with red pepper [1.7]
Explications en français Achards, mélange de tomates et oignons hâchés, parfois avec du piment [1.8]
 (du créole réunionnais : « les achards »). Légumes confits dans le vinaigre ou l'huile avec des condiments, préparation probablement d'origine indienne, comme les « pickles » anglais. [1.196]
Exemples 
1Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [2.4]
2Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary. [2.356]
Vocabulaire 
Origine Français: l' achard.

Entrée lasary
Partie du discours nom
Explications en anglais The name of a saw [1.2]
Exemples 
1Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [2.4]
2Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary. [2.356]
Vocabulaire 
Origine Français: la scie.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31