|
|
|
|

Entrée1  laoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin' ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka [1.1]
4  hazandrano [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
Explications en anglais  5  any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank] [1.2]
6  meat, fish, vegetables, etc eaten with rice [1.7]
Explications en français  7  qu'on mange avec le riz [1.8]
Exemples  8  Inona izao no laoka hatao eo! [2.4]
9  Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka. [2.356]
10  laoka sy loaka no ireo tenenina ireo. [2.245]
11  Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo. [2.69]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  21  4 combinaisons de ce mot
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  23 akalo, 24 alòka, aloka, 25 lakao, 26 laoka, 27 loaka, 28 olaka

Mis à jour le 2025/10/18