Entrée | lany mbamin' ny tanin-ketsa | |
Mots élémentaires | lany ; mbamy ; tany ; ketsa | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fahataperan' ny fananana hatramin' ny kely indrindra (fiteny matetika amin' ny olona mandanilany foana ny hareny amin' ny loka na zavatra mitovitovy amin' izany) [1.1] | |
Mis à jour le 2023/05/23 |