Entrée lany be
Mots élémentaires lany ; be
Partie du discours locution
Explications en malgache Lany fatotra amam-pondrana, lany mondron-kery, manaraka mbamin' ny taninketsa, ny any an-tsalaka no miala, mitain-kidin-trano, lany karaoka, lany harena, ravaharena, botry, mitondra kitra, mikiky rindrim-baky, makiky [1.1]

Mis à jour le 2023/06/14