|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 lango |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vary lena sy manta endasina dia totoina ka hanina
4 Teny malemilemy entina hanambatambazana; fandrokirokiana sy tambitamby entina hanambakana na hamitahana [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 15 lango |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Vary vao
[Taimoro]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 Taches de riz incomplètement mûr dans une rizière irrégulière on ne les coupe pas au moment de la moisson. Elles sont appelées en Imerina : songom-bary.
[Betsileo]
[1.196] |
| Teny iditra (3/3) | 19 lango |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Nom donné aux plantes cultivées quand elles sont encore en herbe (surtout les céréales) ou quand leurs fruits sont immatures ou leurs grains encore laiteux. Par exemple langom-bary, langon-katsaka, langom-boanemba :
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | lango, 24 ngola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|