|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 landibe |
| Singan-teny | 2 landy, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 karazana biby kely manome landy gasy.
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [be, great] a large kind of silk cocoon made by a number of silkworms working in one cocoon.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Borocera madagascariensis.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Ny an' Ingahy Ramiandrisoa anefa, tsy latsaka ny fitopolo ny mora indrindra, nisy aza ny landibe nihoatra ny ariary zato ny vidiny.
[2.472]
|
| Voambolana | 9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|