|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lamesa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanompoam-pivavahana katolika izay isoronana ny vatana sy ny ran' i Jesoa-Kristy Tompo ao anatin' ny endriky ny mofo sy ny divay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a mass. A word introduced and used by the French Roman Catholics
[1.2] 5 a mass; a chanted liturgical service [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 la messe
[1.8] |
| Voambolana | 7 Fivavahana |
| Fivaditsoratra | lamesa, 8 Salema, salema |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|