|
|
|
|

Teny iditra 1  lamboridy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin' ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin' ny hoe lamboridy ny vy sakambavan-tsoavaly ary ny kofehin-damboridy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a bridle [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 bride de cheval [1.8]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lamboridy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04