|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lamboridy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin' ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin' ny hoe lamboridy ny vy sakambavan-tsoavaly ary ny kofehin-damboridy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bridle
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 bride de cheval
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 6 lamboridim-bokotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|