Entrée lalovana (lalo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalovana fotsiny ny sakaiza
¶ Seranina eo akaiky: Lalovan' ny renirano ny tanananay
¶ Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalovan' ny ankizy ny tenin' ny ntaolo
¶ Dinganina: Tsy tokony holalovana ny ray aman-dreninao amin' izany raharaha izany [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to be passed by [Richardson 1885]
Morphologie 
lalovana
lalovako
lalovanao
lalovany
lalovantsika
lalovanay
lalovanareo
lalovan'
lalovan-
lalovam-
lalova-
nolalovana
nolalovako
nolalovanao
nolalovany
nolalovantsika
nolalovanay
nolalovanareo
nolalovan'
nolalovan-
nolalovam-
nolalova-
holalovana
holalovako
holalovanao
holalovany
holalovantsika
holalovanay
holalovanareo
holalovan'
holalovan-
holalovam-
holalova-
lalovy
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31