|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 lalo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 lalana kizo
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 action de passer près ou sur, sans s'arrêter
[1.3#377] 5 passe [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 18 lalo-tanana |
| Teny iditra (2/4) | 19 lalo |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 rano miserana ny fisiany
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 crue passagère
[1.13] |
| Teny iditra (3/4) | 23 lalo |
| Sokajin-teny | 24 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 tena, vao maika: aja asia-menake ny ariña fa dia lalo menty (aza asiana menaka ny arina fa dia tena mainty be)
[Tanala]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 a particle used to express dissatisfaction at what another does
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (4/4) | 27 lalo |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 (du malais : lalu : partir ; javanais : lalu : s'en aller, etc. Sens général des weinmannia (Cunoniaceae).
30 Notamment Weinmannia eriocarpa Tul., Weinmannia madagascariensis DC. et Weinmannia rhodoxylon Tul. 31 Bon bois d'oeuvre de couleur rouge. 32 L'écorce fournit une teinture rouge. 33 Voir aussi lalona. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 34 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | lalo, 38 lola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|