|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalanana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazana volo lava atao fantsakana rano any an-doharano: trobahana ireo tonony rehetra afa-tsy ilay farany ambany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a piece of bamboo used as a water-pot. See lananana, lanana
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 bambou pour porter et conserver l'eau.
[Tankarana]
[1.19] 6 (de alalana : intermédiaire). 7 Nom donné aux bambous de grand diamètre dont on perce tous les noeuds à l'exception du noeud inférieur. 8 On les emploie à puiser l'eau, à la transporter et à la conserver dans la maison, travail traditionnellement réservé aux femmes. 9 Voir aussi lananana. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 11 lananana |
| Fivaditsoratra | lalanana, 12 lañalaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|