|
|
|
|

Teny iditra1  lakoina
Fototeny  2 lako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao miadana dia miadana, tsy rototra: Mba haingankainganare fa aza dia lakoina toy izao ny dianao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 alonika, 10 ilokana, 11 kaloina, 12 kaolìna, kaolina, lakoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08