|
|
|
|

Teny iditra1 lakandamosina
Singan-teny  2lakana, 3lamosina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ilay lempona mitsoriaka midina eo afovoan' ny lamosina, manaraka ny hazondamosina, atao koa hoe lakandrano. [1.1]
Voambolana  6 Haiaina
Tovy hevitra  7lakamosina, lakandrano, lakandrano-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12