|
|
|
|

Teny iditra1  lahin-tsoavaly
Singan-teny  2 lahy, 3 soavaly
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 soavalilahy atao fakana taranaka [1.1]
Ohatra  6  Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12