Entrée lahimatoa (lahy, matoa)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny zanakalahy voalohany amin' ny lahy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the eldest son in a family [Hallanger 1973]
Traduction française le fils ainé [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples 
1Tsy alaiko afa-tsy ny lahimatoa! [Profita: Ranary, page 97]
2Ramanitrahasina zanany lahimatoa no nandimby azy. [Randriamamonjy: Tantara, page 339]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31